2 Kings 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Rabsake tamin’ireo: Andeha lazao amin’i Hezekia hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay komandy mpandroso divay tamin’izy ireo: «Lazao amin’i Ezekiasa hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka lehibe, mpanjakan’i Asiria: Inona izato toky ianteheranao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay dekà tamin’izy telo lahy: –Ndeha lazaonareo amin’i Hezekià ny hafatry ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria, manao hoe: «Mba inona izao itokianao izao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Rabsake tamin'ireo: Andeha, lazao amin'i Hezekia hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Rabsake tamin’ireo: Andeha lazao amin’i Hezekia hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianao?
malagasy
Dia hoy Rabsake tamin'ireo: Andeha, lazao amin'i Hezekia hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianao?