2 Kings 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary nanjaka sivy amby roapolo taona tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Aby, zanakavavin’i Zakaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
25 taona izy fony vao nanjaka, ary sivy 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny reniny dia natao hoe Abì, zanak’i Zakariasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona izy fony vao nanjaka; ary naharitra 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abỳ zanakavavin’i Zakarià.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary nanjaka sivy amby roa-polo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary nanjaka sivy amby roapolo taona tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Aby, zanakavavin’i Zakaria.
malagasy
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary nanjaka sivy amby roa-polo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria.