2 Kings 18:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny foana ihany no nataonao hoe: Manana saina sy hery hiady aho. Koa iza no itokianao no mikomy amiko ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny ianao, - teny tsy misy fotony, - nanao hoe: Manan-tsaina aman-kery hoenti-miady aho! Fa ankehitriny kosa dia matoky an’iza ianao no dia miodina amiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heverinao fa ho vitan’ny kobaka am-bava ny tetika sy herimpo hoenti-miady! Koa iza no itokianao no mba sahy mikomy amiko izato ianao?
Malagasy Bible 1865
Hoy ianao (nefa teny foana izany): Manana saina sy hery hiady aho. Koa iza no itokianao, no miodina amiko ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny foana ihany no nataonao hoe: Manana saina sy hery hiady aho. Koa iza no itokianao no mikomy amiko ianao?
malagasy
Hoy ianao (nefa teny foana izany): Manana saina sy hery hiady aho. Koa iza no itokianao, no miodina amiko ianao?