2 Kings 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, matoky io tehina volotara torotoro io ianao, dia i Ejipta, nefa raha itehenan’olona iny dia manindrona managorobaka ny tanany; tahaka izany ny farao, mpanjakan’i Ejipta, amin’izay rehetra matoky azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa volotara vaky no itokianao ankehitriny, dia i Ejipta, ka izay mitehina aminy voatsindrony sy voatrobany avokoa, fa izany tokoa i Faraôna mpanjakan’i Ejipta ho an’izay rehetra matoky azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Ejipta ve? Io volotara vaky manindrona sy mandrobaka ny tanan’izay mitehina aminy io ve? Fa toy izany ny Farao mpanjakan’i Ejipta amin’izay rehetra matoky azy!
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, ianao matoky io tehina volotara torotoro io, dia Egypta, nefa raha itehenan'olona iny, dia manindrona ny tànany miboroaka; tahaka izany Farao, mpanjakan'i Egypta, amin'izay rehetra matoky azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, matoky io tehina volotara torotoro io ianao, dia i Ejipta, nefa raha itehenan’olona iny dia manindrona managorobaka ny tanany; tahaka izany ny farao, mpanjakan’i Ejipta, amin’izay rehetra matoky azy.
malagasy