2 Kings 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha toa ka manana olona hitaingina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny aoka hanao fanekena amin’ny tompoko mpanjakan’i Asiria ianao, dia omeko soavaly roa arivo, raha mahita mpitaingin-tsoavaly hitaingina izany! Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin’ny mpanompon’ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa aoka hifanamby amin’ny andriamanjakan’i Asiria izay tompoiko ianao, fa homeko soavaly roa arivo raha manana olona afaka hitaingina ireo.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan'i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha toa ka manana olona hitaingina azy.
malagasy
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan'i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.