2 Kings 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary moa haitraitrako va izao niakarako izao? Tsia, fa NY TOMPO no naniraka ahy handrava ity tany ity ka nilaza hoe: Miakara hamely ity tany ity ka ravao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ankehitriny moa tsy avy amin’i Iaveh va no niakarako hamely ity fitoerana ity ho rava? Fa hoy i Iaveh tamiko: Miakara hamely io tany io, ka ravao izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny, moa hamely sy handrava ity tany ity ve ilay mpanjaka tompoiko, raha tsy sitraky ny TOMPO izany? Tsia, fa ny TOMPO mihitsy no nanome baiko azy hamely sy handrava ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
Koa moa haitraitro va izao niakarako izao? Tsia, fa Jehovah no naniraka ahy handrava ity tany ity ka nanao hoe: Miakara hamely ity tany ity, ka ravao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary moa haitraitrako va izao niakarako izao? Tsia, fa NY TOMPO no naniraka ahy handrava ity tany ity ka nilaza hoe: Miakara hamely ity tany ity ka ravao izy.
malagasy
Koa moa haitraitro va izao niakarako izao? Tsia, fa Jehovah no naniraka ahy handrava ity tany ity ka nanao hoe: Miakara hamely ity tany ity, ka ravao izy.