2 Kings 18:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijoro teo i Rabsake ka niantso tamin’ny feo mahery tamin’ny teny jiosy hoe: Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nandroso ny mpandroso divay ambony indrindra, ka niantso tamin’ny feo avo tamin’ny fiteny jodaika dia nanao izao teny izao hoe: «Henoinareo ny tenin’ny mpanjaka lehibe, mpanjakan’i Asiria!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijaridina ilay dekà ka nihiaka mafy tamin’ny teny hebreo hoe: –Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria,
Malagasy Bible 1865
Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijoro teo i Rabsake ka niantso tamin’ny feo mahery tamin’ny teny jiosy hoe: Henoy ny tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria!
malagasy
Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin'ny feo mahery tamin'ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: