2 Kings 18:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo amin’ny tanako izy tsy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Ezekiasa ianareo, fa tsy hahavonjy anareo amin’ny tanany izy tsy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izao no lazainy: «Aza mety hofitahin’i Hezekià ianareo, satria tsy afaka hamonjy anareo izy tsy akory.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'ny mpanjaka: Aza mety ho fitahin'i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo amin'ny tanako izy tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo amin’ny tanako izy tsy akory.
malagasy
Izao no lazain'ny mpanjaka: Aza mety ho fitahin'i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo amin'ny tanako izy tsy akory.