2 Kings 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza mety hotarihin’i Hezekia hatoky NY TOMPO ianareo amin’ny filazany hoe: NY TOMPO no tena hamonjy antsika ary tsy hatolotra ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria tsy akory ity tanàna ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manaiky hampatokin’i Ezekiasa an’i Iaveh ianareo, saingy ilazany hoe: Tsy maintsy hovonjen’i Iaveh tokoa isika, ka tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria ity tanàna ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aza mety hotarihiny hitoky amin’ny TOMPO koa ianareo raha ilazany fa ny TOMPO no hamonjy anareo ka hisakana ahy tsy haka ity tanàna ity.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mety hampahatokin'i Hezetia an'i Jehovah ianareo amin'ny anaovany hoe: Jehovah no hamonjy antsika tokoa; ary tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria tsy akory ity tanàna ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza mety hotarihin’i Hezekia hatoky NY TOMPO ianareo amin’ny filazany hoe: NY TOMPO no tena hamonjy antsika ary tsy hatolotra ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria tsy akory ity tanàna ity.
malagasy
Ary aza mety hampahatokin'i Hezetia an'i Jehovah ianareo amin'ny anaovany hoe: Jehovah no hamonjy antsika tokoa; ary tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria tsy akory ity tanàna ity.