2 Kings 18:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin’ny mpanjakan’i Asiria va ireo andriamanitry ny firenena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny andriamanitry ny firenena, samy nahavonjy ny taniny avy, tamin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa nisy nahavonjy ny taniny tsy hiharan’ny fahefàko ve ireo andriamanitry ny firenen-kafa?
Malagasy Bible 1865
Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin'ny mpanjakan'i Asyria va ireo andriamanitry ny firenena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin’ny mpanjakan’i Asiria va ireo andriamanitry ny firenena?
malagasy
Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin'ny mpanjakan'i Asyria va ireo andriamanitry ny firenena?