2 Kings 18:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza moa ireo andriamanitr’i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima sy Henà ary Iva? Nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireo andriamaniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ny andriamanitr’i Etama sy i Arfada? Aiza ny andriamanitr’i Sefarvaima sy i Anah ary i Avah? Moa nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza ny andriamanitr’i Hamata sy i Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr’i Sefarvaîma sy i Henà ary i Hivà? Moa nahavonjy an’i Samaria tsy ho azoko ve ireo andriamaniny?
Malagasy Bible 1865
Aiza moa ireo andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr'i Sefarvaima sy Hena ary Iva? Nahavonjy an'i Samaria tamin'ny tanako va ireo andriamaniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza moa ireo andriamanitr’i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima sy Henà ary Iva? Nahavonjy an’i Samaria tamin’ny tanako va ireo andriamaniny?
malagasy
Aiza moa ireo andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ireo andriamanitr'i Sefarvaima sy Hena ary Iva? Nahavonjy an'i Samaria tamin'ny tanako va ireo andriamaniny?