2 Kings 18:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa amin’ny andriamanitra rehetra amin’ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin’ny tanako, koa aiza no hahavonjen’NY TOMPO an’i Jerosalema amin’ny tanako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza amin’ireo andriamanitry ny tany rehetra no efa nahavonjy ny taniny tamin’ny tanako, no hoe i Iaveh hahavonjy an’i Jerosalema amin’ny tanako?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy tamin’ireny andriamanitra rehetra ireny, na dia iray aza, nahavonjy ny taniny tsy hiharan’ny fahefàko; koa ahoana ny TOMPO koa tsy hahavonjy an’i Jerosalema tsy hiharan’ny fahefàko»
Malagasy Bible 1865
Iza moa amin'ny andriamanitra rehetra amin'ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin'ny tanako, koa aiza no hahavonjen'i Jehovah an'i Jerosalema amin'ny tanako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa amin’ny andriamanitra rehetra amin’ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin’ny tanako, koa aiza no hahavonjen’NY TOMPO an’i Jerosalema amin’ny tanako?
malagasy
Iza moa amin'ny andriamanitra rehetra amin'ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin'ny tanako, koa aiza no hahavonjen'i Jehovah an'i Jerosalema amin'ny tanako?