2 Kings 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no nitokiany, koa tsy nisy tahaka azy tamin’ny mpanjakan’ny Joda rehetra, na ny teo aorianany, na ny teo alohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Andriamanitr’i Israely no nitokiany, koa dia tsy nisy tahaka azy tamin’ny mpanjakan’i Jodà rehetra, na ny tatỳ aoriany, na ny tany alohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no nitokian’i Hezekià, ka dia tsy nisy tahaka azy tamin’ny mpanjakan’i Joda rehetra izay talohany sy izay nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no nitokiany, ka dia tsy nisy tahaka azy tamin'izay rehetra mpanjakan'ny Joda, na ny teo aoriany, na ny teo alohany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no nitokiany, koa tsy nisy tahaka azy tamin’ny mpanjakan’ny Joda rehetra, na ny teo aorianany, na ny teo alohany.
malagasy
Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no nitokiany, ka dia tsy nisy tahaka azy tamin'izay rehetra mpanjakan'ny Joda, na ny teo aoriany, na ny teo alohany