2 Kings 18:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nifikitra tamin’NY TOMPO izy ka tsy mba niala tamin’ny fanarahana Azy ary nitandrina ny didy izay nomen’NY TOMPO izy ka tsy mba niala tamin’ny fanarahana Azy, ary nitandrina ny didy izay nomen’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifikitra tamin’i Iaveh izy, ka tsy mba nivily niala taminy, fa nitandrina ny didy nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifikitra tamin’ny TOMPO izy ka tsy mba niala taminy, fa nitandrina ny didy izay nomen’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Fa nifikitra tamin'i Jehovah izy ka tsy niala tamin'ny fanarahana Azy, fa nitandrina ny didy izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa nifikitra tamin'i Jehovah izy ka tsy niala tamin'ny fanarahana Azy, fa nitandrina ny didy izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.