2 Kings 18:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO nomba azy ka nambinina tamin’izay nalehany rehetra izy; nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asiria izy ka tsy nanompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomban’i Iaveh izy, ka nahomby tamin’izay rehetra nataony. Niodina tamin’ny mpanjakan’i Asiria izy, dia afaka tsy nanompo an’io intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niaraka tamin’i Hezekià ny TOMPO, ka nampahomby izay rehetra nataony. Nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asiria izy ka tsy nety hofeheziny intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nomba azy, ka dia nambinina tamin'izay nalehany rehetra izy; ary niodina tamin'ny mpanjakan'i Asyria izy ka tsy nanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO nomba azy ka nambinina tamin’izay nalehany rehetra izy; nikomy tamin’ny mpanjakan’i Asiria izy ka tsy nanompo azy.
malagasy
Ary Jehovah nomba azy, ka dia nambinina tamin'izay nalehany rehetra izy; ary niodina tamin'ny mpanjakan'i Asyria izy ka tsy nanompo azy.[Na: hita ho hendry]