2 Kings 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no namely ny Filistina hatrany Gaza sy ny faritaniny, ary noravany avokoa hatramin’ny tilikambo fitilian’ny mpiambina ka hatramin’ny tanàna mimanda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandresy ny Filistinina hatrany Gazà izy, ka nandrava ny taniny, hatramin’ny tilikambon’ny mpiambina, ka hatramin’ny tanàna mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandresy ny Filistinina izy ka nanenjika azy hatrany amin’ny faritr’i Gazà; ary azony avokoa na ireo tilikambom-pitiliana na ireo tanànamimanda.
Malagasy Bible 1865
Izy no namely ny Filistina hatrany Gaza sy ny fari-taniny, ka noravany avokoa hatramin'ny tilikambon'ny mpiambina ka hatramin'ny tanàna mimànda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no namely ny Filistina hatrany Gaza sy ny faritaniny, ary noravany avokoa hatramin’ny tilikambo fitilian’ny mpiambina ka hatramin’ny tanàna mimanda.
malagasy
Izy no namely ny Filistina hatrany Gaza sy ny fari-taniny, ka noravany avokoa hatramin'ny tilikambon'ny mpiambina ka hatramin'ny tanàna mimànda.