2 Kings 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia mpanjaka, dia ny taona fahafito nanjakan’i Hosea, zanak’i Elaha, mpanjakan’ny Israely izany, no niakaran’i Salmanesera mpanjakan’i Asiria hamely an’i Samaria sy nanaovany fahirano azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Ezekiasa mpanjaka, izay taona fahafito nanjakan’i Osea, zanak’i Elà, mpanjakan’i Israely, no niakaran’i Salmanazara mpanjakan’i Asiria hamely an’i Samaria sy nanaovany fahirano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekià, izany hoe tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Hôsea zanakalahin’i Elà tamin’i Israely, no nahatongavan’i Salmanesera mpanjakan’i Asiria hanao fahirano an’i Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Hezekia mpanjaka (dia ny taona fahafito nanjakan'i Hosea, zanak'i Elaha, mpanjakan'ny Isiraely, izany) no niakaran'i Salmanesera mpanjakan'i Asyria, hamely an'i Samaria sy nanaovany fahirano azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia mpanjaka, dia ny taona fahafito nanjakan’i Hosea, zanak’i Elaha, mpanjakan’ny Israely izany, no niakaran’i Salmanesera mpanjakan’i Asiria hamely an’i Samaria sy nanaovany fahirano azy.
malagasy