2 Kings 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany i Hezekia mpanjaka dia nandriatra ny fitafiany sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre ny filazana izany i Ezekiasa mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany, nitafy lasàka ary nankao an-tranon’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nandre izany tatitra izany i Hezekià mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany ka nitafy gony ary lasa niditra tao an- tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre izany Hezekia mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany izy sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao an-tranon'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany i Hezekia mpanjaka dia nandriatra ny fitafiany sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
[Ny amin'ny namonjena an'i Jerosalema, sy ny nandringanana ny miaramilan'i Sankeriba, mbamin'ny nahafatesan'ny tenany] Ary raha nandre izany Hezekia mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany izy sady nitafy lamba fisaonana ka lasa niditra tao an-tranon'i Jehovah,