2 Kings 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no holazainareo amin’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda: Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao izay itokianao ianao, amin’ny teny hoe: Jerosalema dia tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazaonareo amin’i Ezekiasa mpanjakan’i Jodà: Aza mety harebirebin’ny Andriamanitrao izay itokianao ianao, saingy ilazany hoe: Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mpanjakan’i Joda indray izy mba hitondra izao hafatra izao: «Aoka tsy ho voafitaky ny Andriamanitra itokianao ianao amin’ny filazany fa i Jerosalema dia tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy Bible 1865
Izao no holazainareo amin'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda: Aza mety hofitahin'ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no holazainareo amin’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda: Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao izay itokianao ianao, amin’ny teny hoe: Jerosalema dia tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria.
malagasy
Izao no holazainareo amin'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda: Aza mety hofitahin'ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria.