2 Kings 19:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nandre izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra ianao, dia ny nanaovany azy ho zavatra voaozona; dia ianao va no ho voavonjy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa renao ihany ny nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra, tamin’ny nanaovany anatema azy ka ianao indray ve no ho voavonjy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ianao mihitsy no efa nandre ny nanaovan’ireo mpanjakan’i Asiria ny tany hafa rehetra sy ny nandravany azy; ka dia ianao kosa ve no ho voavonjy?
Malagasy Bible 1865
Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nandre izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra ianao, dia ny nanaovany azy ho zavatra voaozona; dia ianao va no ho voavonjy?
malagasy
Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy? [Heb. nanaovany herema]