2 Kings 19:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’i Hezekia tamin’ny tanan’ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao amin’ny tranon’NY TOMPO izy ka namelatra iny teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voarain’i Ekeziasa ny taratasy teny an-tanan’ireo iraka dia novakiny. Raha efa izany niakatra nankao an-tranon’i Iaveh i Ezekiasa ka namelatra io teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noraisin’i Hezekià ny taratasy nentin’ireo iraka asirianina ka novakiny; avy teo izy dia niakatra tao an- tranon’ny TOMPO ka namelatra izany taratasy izany teo anatrehan’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Dia noraisin'i Hezekia tamin'ny tanan'ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon'i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’i Hezekia tamin’ny tanan’ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao amin’ny tranon’NY TOMPO izy ka namelatra iny teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia noraisin'i Hezekia tamin'ny tanan'ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon'i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan'i Jehovah.