2 Kings 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atongilano ny sofinao, TOMPO ô, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, TOMPO ô, ka mijere! Henoy ny tenin’i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an’Andriamanitra velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, atongilano ny sofinao ka mihainoa; ry Iaveh ô, ahirato ny masonao, ka mijere. Henoy ny tenin’i Senakeriba izay naniraka haniratsira an’Andriamanitra velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba atongilano ny sofinao ka mihainoa; TOMPO ô, mba ahirato ny masonao ka mijere; ary aoka ho renao ny teny izay nampitondrain’i Saneheriba hanevatevana Anao Andriamanitra velona.
Malagasy Bible 1865
Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere, ary mandrenesa ny tenin'i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an'Andriamanitra velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atongilano ny sofinao, TOMPO ô, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, TOMPO ô, ka mijere! Henoy ny tenin’i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an’Andriamanitra velona.
malagasy
Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere, ary mandrenesa ny tenin'i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an'Andriamanitra velona.