2 Kings 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny fa asan’ny tanan’olona ihany, eny, hazo sy vato ka azony nosimbana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanipy ny andriamaniny tao amin’ny afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan-tanan’olombelona, vato aman-kazo, ka nataony levona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nodorany tamin’ny afo sy nosimbany aza ny andriamaniny satria tsy Andriamanitra ireny fa asan’ny tanan’olombelona, vato aman-kazo ihany.
Malagasy Bible 1865
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan'ny tànan'olona ihany, dia hazo sy vato; ka dia azony nosimbana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny fa asan’ny tanan’olona ihany, eny, hazo sy vato ka azony nosimbana.
malagasy
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan'ny tànan'olona ihany, dia hazo sy vato; ka dia azony nosimbana.