2 Kings 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo taminy: Izao no lazain’i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fahafaham-baraka ity andro ity; fa efa eo am-piterahana ny zaza kanefa tsy misy hery hiterahana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy ireo taminy hoe: «Izao no lazain’i Ezekiasa: Androm-pahoriana amam-pamaizana sy fanalam-baràka izao andro izao, fa ny zaza efa mby amin’ny hivoahany avy ao an-kibon-dreniny; nefa ny hery hiterahana azy tsy misy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanao aminy hoe: «Izao no lazain’i Hezekià: Andro fahoriana sy famaizana ary fahafaham-baràka ho antsika ity andro ity! Tonga amin’ny fitenenana hoe: ‹Efa ho teraka ny zaza nefa tsy misy hery hiterahana azy ny reniny.›.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo taminy: Izao no lazain'i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baraka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo taminy: Izao no lazain’i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fahafaham-baraka ity andro ity; fa efa eo am-piterahana ny zaza kanefa tsy misy hery hiterahana azy.
malagasy
Ary hoy ireo taminy: Izao no lazain'i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baraka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy.