2 Kings 19:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sisa izay afa-nandositra amin’ny taranak’i Joda dia mbola hamahatra lalindalina kokoa sady hisondrotra ka hamoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voavonjy amin’ny taranak’i Jodà, ny sisa tafajanona, dia mbola haniry faka ao ambany, ka hamoa eo ambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay sisa velona amin’ny taranak’i Joda dia ho toy ny hazo hamaka lalina indray ary ho feno voa ny rantsany;
Malagasy Bible 1865
Ary izay sisa amin'ny taranak'i Joda dia mbola hamaka lalindalina kokoa sady hisondrotra hamoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sisa izay afa-nandositra amin’ny taranak’i Joda dia mbola hamahatra lalindalina kokoa sady hisondrotra ka hamoa.
malagasy
Ary izay sisa amin'ny taranak'i Joda dia mbola hamaka lalindalina kokoa sady hisondrotra hamoa.