2 Kings 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hiverina amin’ny lalana niaviany, ka tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, - teny marin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy hiditra amin’ity tanàna ity izy. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Ny lalana izay nihaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ny lalana izay nihaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, hoy Jehovah.