2 Kings 19:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noravan’i Senakeriba mpanjakan’i Asiria ny toby, ka lasa izy niverina dia nitoetra tany Niniva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noravan’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria ny toby, ka lasa izy nankany Ninive ary nijanona tany.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.
malagasy
Dia niainga Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, ka lasa nody ary nitoetra tany Ninive.Ary raha niankohoka tao an-tranon'i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian'i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin'ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy.