2 Kings 19:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha niankohoka tao an-tranon’i Nisroka andriamaniny izy dia nasian’i Adrameleka sy i Sarezera zanany lahy ny sabatra; afa-nandositra nankany amin’ny tany Ararata izy mirahalahy. I Esara-Hadona zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon’i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin’i Adramelaka sy i Sarasara zanany lahy tamin’ny sabatra, ka nandositra nankany amin’ny tany Ararata ireo. Dia i Asaradòna zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro raha sendra nivavaka tamin’i Nisrôka andriamaniny izy, dia matin’i Adramelèka sy i Saretsera zanany lahy tamin’ny sabatra; avy teo dia nandositra nankany amin’ny tany Ararata izy roa lahy. Ary i Hesara-Hadôna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niankohoka tao an-tranon'i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian'i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin'ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha niankohoka tao an-tranon’i Nisroka andriamaniny izy dia nasian’i Adrameleka sy i Sarezera zanany lahy ny sabatra; afa-nandositra nankany amin’ny tany Ararata izy mirahalahy. I Esara-Hadona zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
malagasy