2 Kings 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ny tomponareo hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Aza matahotra ny teny renao, dia izay nanompan’iretsy mpanompolahin’ny mpanjakan’i Asiria iretsy Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Izaia tamin’izy ireo: «Izao no holazainao amin’ny tomponareo, izao no lazain’i Iaveh: Aza mivadi-po amin’ny teny efa renao sy naniratsiran’ny mpanompon’ny mpanjakan’i Asiria Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nilazany hoe: –Ambarao amin’ny tomponareo izao tenin’ny TOMPO izao: «Aza matahotra eo anatrehan’ny teny renao nanevatevan’ireo manamboninahitry ny mpanjakan’i Asiria Ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin'ny tomponareo hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan'iretsy ankizilahin'ny mpanjakan'i Asyria iretsy Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ny tomponareo hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Aza matahotra ny teny renao, dia izay nanompan’iretsy mpanompolahin’ny mpanjakan’i Asiria iretsy Ahy.
malagasy
Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin'ny tomponareo hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan'iretsy ankizilahin'ny mpanjakan'i Asyria iretsy Ahy.