2 Kings 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, Izaho hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin’ny taniny; dia hataoko lavon-tsabatra any amin’ny taniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa indro Aho hanisy fanahy ao anatiny, izay handrenesany vaovao fotsiny, dia hiverenany any amin’ny taniny, ka hataoko lavon-tsabatra any amin’ny taniny izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro Aho hanoro hevitra azy hiverina any amin’ny taniny, rehefa handre siosio izy; ary any no hampamonoako azy ho fatin’ny sabatra.»
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, Izaho efa hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin'ny taniny, dia hataoko lavon-tsabatra any an-taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, Izaho hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin’ny taniny; dia hataoko lavon-tsabatra any amin’ny taniny izy.
malagasy
Fa, indro, Izaho efa hanisy fanahy ao anatiny, ary hahare siosio izy ka hiverina ho any amin'ny taniny, dia hataoko lavon-tsabatra any an-taniny izy.