2 Kings 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina i Rabsake ka nankany Libna, izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano tamin’io, satria reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa niverina ny mpandroso divay ambony indrindra ka nihaona tamin’ny mpanjakan’i Asiria niady tany Lobnà, fa efa reny ny nialan’ny tompony avy tao Lakisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina ilay dekà, ka nankany Libnà izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano; satria reny fa efa nandao an’i Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria fahirano tamin'izay, satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina i Rabsake ka nankany Libna, izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano tamin’io, satria reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
malagasy
Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria fahirano tamin'izay, satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.