2 Kings 19:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Sankeriba dia nandre filazana ny amin’i Tiraka, mpanjakan’i Kosy hoe: Indro, avy hiady aminao izy. Dia nandefa iraka indray ho any amin’i Hezekia izy ka hilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy vaovao ren’ny mpanjakan’i Asiria ny amin’i Tarakà, mpanjakan’i Etiôpia, dia nolazaina taminy fa hoe: «Indro niainga hiady aminao izy.» Ary nandefa iraka ho any amin’i Ezekiasa indray izy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo rehefa henon’i Saneheriba fa efa an-dalana hamely azy i Tirihakà mpanjakan’i Etiôpia, dia naniraka hankany amin’i Hezekià
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Sankeriba ny amin'i Tiraka, mpanjakan'i Etiopia, nanao hoe: Indro, avy hiady aminao izy, dia naniraka olona indray ho any amin'i Hezekia izy nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Sankeriba dia nandre filazana ny amin’i Tiraka, mpanjakan’i Kosy hoe: Indro, avy hiady aminao izy. Dia nandefa iraka indray ho any amin’i Hezekia izy ka hilaza hoe:
malagasy
Ary nony ren'i Sankeriba ny amin'i Tiraka, mpanjakan'i Etiopia, nanao hoe: Indro, avy hiady aminao izy, dia naniraka olona indray ho any amin'i Hezekia izy nanao hoe: