2 Kings 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa hampiakarin’NY TOMPO any an-danitra amin’ny tafio-drivotra i Elia dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nampakarin’i Iaveh ho any an-danitra amin’ny tafio-drivotra i Elia, dia niara-nandeha avy any Galgalà i Elia sy i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hakarin’ny TOMPO any an- danitra ao anatin’ny tadio i Elià, dia niala tao Gilgala niaraka tamin’i Elisà.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa hampakarin'i Jehovah ho any an-danitra amin'ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa hampiakarin’NY TOMPO any an-danitra amin’ny tafio-drivotra i Elia dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy i Elisa.
malagasy
[Ny nampakarana an'i Elia ho any an-danitra, sy ny fahagagana voalohany nataon'i Elisa] Ary nony efa hampakarin'i Jehovah ho any an-danitra amin'ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy Elisa.