2 Kings 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nahita izany i Elisa dia niantso hoe: Ry Ikaky ô! Ry Ikaky ô! E ny kalesy fitondra miady an’ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Dia tsy nahita azy intsony izy. Ary noraisiny ny fitafiany ka notriariny roa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nijery i Elisea no niantso hoe: «Ry ikaky ô, ry ikaky ô! Kalesin’i Israely sy mpitaingin-tsoavaliny!» dia tsy nahita azy intsony izy. Tamin’izay nalainy ny fitafiany, notriariny roa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nijery izany i Elisà, dia niantsoantso hoe: –Ry dada ô, ry dada ô, mahery noho ireo kalesin’i Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny ianao! Nony tsy hitan’i Elisà intsony i Elià, dia notriariny roa ny fitafiany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita izany Elisa, dia niantso hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, eny kalesin'ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Dia tsy nahita azy intsony izy. Ary noraisiny ny fitafiany ka notriariny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nahita izany i Elisa dia niantso hoe: Ry Ikaky ô! Ry Ikaky ô! E ny kalesy fitondra miady an’ny Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny! Dia tsy nahita azy intsony izy. Ary noraisiny ny fitafiany ka notriariny roa,
malagasy