2 Kings 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nalainy ny akanjobe ivelany an’i Elia izay latsaka avy teny aminy, ary niverina izy ka nitsangana teo amoron’ny Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noraisiny ny kapaotin’i Elia izay nitambotsotra niala taminy. Raha efa izay dia teo amin’i Jordany izy dia nijanona teo amorony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalainy ny akanjobe izay nilatsaka avy teny an-tsorok’i Elià; dia niverina izy ka nitsangana teo amoron’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nalainy ny kapôtin'i Elia izay latsaka avy teny aminy, dia niverina izy ka nitsangana teo amoron'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nalainy ny akanjobe ivelany an’i Elia izay latsaka avy teny aminy, ary niverina izy ka nitsangana teo amoron’ny Jordana.
malagasy
Ary nalainy ny kapôtin'i Elia izay latsaka avy teny aminy, dia niverina izy ka nitsangana teo amoron'i Jordana.