2 Kings 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanery azy fatratra anefa ireo ka farany dia hoy izy: Maniraha azy ary ianareo! Dia naniraka dimampolo lahy izy ireo; nitady an’i Elia nandritra ny hateloana ireny nefa tsy nahita azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa mbola noteren’izy ireny mafy ihany ka safo-kenatra aza izy, ka nanao hoe: «Iraho izy.» Dia nirahin’izy ireo izy dimampolo lahy, ka nikaroka hateloana, nefa tsy nahita azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa mbola nikiry mafy izy, ka farany dia nanaiky ihany i Elisà. Dia naniraka ireto maherifo dimampolo lahy izy mba hitady an’i Elià nandritra ny telo andro nefa tsy nahita azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nanery azy ireo mandra-pikaodikaodiny, dia hoy izy: Maniraha ary. Dia naniraka dimam-polo lahy izy; ary nitady azy hateloana ireny, fa tsy nahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanery azy fatratra anefa ireo ka farany dia hoy izy: Maniraha azy ary ianareo! Dia naniraka dimampolo lahy izy ireo; nitady an’i Elia nandritra ny hateloana ireny nefa tsy nahita azy.
malagasy
Ary raha nanery azy ireo mandra-pikaodikaodiny, dia hoy izy: Maniraha ary. Dia naniraka dimam-polo lahy izy; ary nitady azy hateloana ireny, fa tsy nahita.