2 Kings 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao amin’i Elisa indray ireny raha mbola tao Jeriko ihany izy ka nataony hoe: Tsy efa nilaza taminareo va aho hoe: Aza mandeha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafaverina teo amin’i Elisea ireo, fa nitoetra tao Jerikô izy, dia hoy izy tamin’ireo: «Tsy efa nilazako va ianareo fa hoe: Aza mandeha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tao Jerikao ihany i Elisà no tafaverina ireo ka nitenenany hoe: –Tsy efa nilazako ve ianareo mba tsy handeha hitady azy?
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tao aminy indray ireny, raha mbola tao Jeriko ihany izy, dia hoy izy taminy: Tsy nilaza taminareo va aho nanao hoe: Aza mandeha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao amin’i Elisa indray ireny raha mbola tao Jeriko ihany izy ka nataony hoe: Tsy efa nilaza taminareo va aho hoe: Aza mandeha?
malagasy
Ary tonga tao aminy indray ireny, raha mbola tao Jeriko ihany izy, dia hoy izy taminy: Tsy nilaza taminareo va aho nanao hoe: Aza mandeha?