2 Kings 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Elisa: Itondray lovia vaovao aho ka asio sira ao anatiny. Dia noentiny tany aminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Itondray lovia vaovao aho, asio sira ao anatiny.» Dia nitondran’ny olona izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Elisà hoe: –Itondray sira amin’ny lovia vaovao aho. Dia nitondrana izany izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Itondray lovia vaovao aho, ka asio sira ao anatiny. Dia nentiny tany aminy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Elisa: Itondray lovia vaovao aho ka asio sira ao anatiny. Dia noentiny tany aminy izany.
malagasy
Dia hoy izy: Itondray lovia vaovao aho, ka asio sira ao anatiny. Dia nentiny tany aminy izany.