2 Kings 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tonga tsara ny rano mandraka androany araka ny teny izay nolazain’i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mahasalama ny rano mandrak’androany araka ny teny nolazain’i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia nitoetra ho madio mandraka ankehitriny ny rano araka ny nambaran’i Elisà.
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsara ny rano mandraka androany araka ny teny nataon'i Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tonga tsara ny rano mandraka androany araka ny teny izay nolazain’i Elisa.
malagasy
Ka dia tsara ny rano mandraka androany araka ny teny nataon'i Elisa.[Heb. sitrana]