2 Kings 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niakatra avy tao i Elisa ka nankany Betela; nony niakatra teny an-dalana izy dia indreo, nisy ankizilahy avy tao an-tanàna nanakora azy hoe: Miakara, ry ilay sola! Miakara, ry ilay sola!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra avy tao izy dia nankany Betela; ary raha mbola niakatra teny an-dalana izy, dia nisy ankizy lahy madinika nivoaka avy ao an-tanàna, naniratsira azy hoe: «Miakara ry ilay sola, miakara, ry ilay sola»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tao Jerikao i Elisà, dia niakatra hankany Betela. Teny an-dalana anefa dia nisy ankizilahy nivoaka ny tanàna ka nanaraby azy hoe: –Miakara, ry Lesola! Miakara, ry Lesola!
Malagasy Bible 1865
Ary dia niakatra avy tao izy ka nankany Betela; ary nony niakatra teny an-dalana izy, dia, indreo, nisy ankizilahy madinika nivoaka avy tao an-tanàna ka nanakora azy hoe: Miakara, ry ilay sola; miakara, ry ilay sola!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niakatra avy tao i Elisa ka nankany Betela; nony niakatra teny an-dalana izy dia indreo, nisy ankizilahy avy tao an-tanàna nanakora azy hoe: Miakara, ry ilay sola! Miakara, ry ilay sola!
malagasy