2 Kings 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitodika izy ka nahita azy dia nanozona azy tamin’ny anaran’NY TOMPO. Dia nisy bera vavy roa avy tany an’ala namiravira roa amby efapolo tamin’ireo ankizilahy madinika ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niherika nijery an’ireo izy, ka nanozona azy tamin’ny Anaran’i Iaveh. Ary nisy orsa roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira ny 42 tamin’ireo ankizy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitodika i Elisà nijery azy ka nanozona azy tamin’ny anaran’ny TOMPO. Ary nisy orsa roa nivoaka avy tany an’ala namiravira ny 42 tamin’ireo ankizy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nitodika izy ka nahita azy, dia nanozona azy tamin'ny anaran'i Jehovah. Ary dia nisy beravavy roa avy tany an'ala namiravira roa amby efa-polo tamin'ireo ankizilahy madinika ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitodika izy ka nahita azy dia nanozona azy tamin’ny anaran’NY TOMPO. Dia nisy bera vavy roa avy tany an’ala namiravira roa amby efapolo tamin’ireo ankizilahy madinika ireo.
malagasy
Ary nitodika izy ka nahita azy, dia nanozona azy tamin'ny anaran'i Jehovah. Ary dia nisy beravavy roa avy tany an'ala namiravira roa amby efa-polo tamin'ireo ankizilahy madinika ireo.Dia niala teo Elisa ka nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany any Samaria.