2 Kings 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo i Elisa ka nankany amin’ny tendrombohitra Karmela, ary avy tao izy no niverina ho any Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao izy dia nankany an-tendrombohitra Karmela; avy ao indray dia niverina ho any Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Elisà ka dia nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany ho any Samaria.
Malagasy Bible 1865
Dia niala teo Elisa ka nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany any Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo i Elisa ka nankany amin’ny tendrombohitra Karmela, ary avy tao izy no niverina ho any Samaria.
malagasy
Dia niala teo Elisa ka nankany an-tendrombohitra Karmela, ary avy tao no niverenany any Samaria.