2 Kings 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona an’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tao Jeriko ka niteny taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hanalan’NY TOMPO ny tomponao hiala ho any ambonin’ny lohanao? Ary hoy izy hoe: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangìna ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona an’i Elisea ireo zanaky ny mpaminany tao Jerikô, ka nanao taminy hoe: «Fantatrao va fa halain’i Iaveh anio ny tomponao, avy eo ambonin’ny lohanao?» Dia hoy ny navaliny: «Mahalala izany ihany koa aho, fa mangina ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona an’i Elisà ny andia-mpaminany tao Jerikao ka nanontany azy hoe: –Fantatrao va fa anio no hanesoran’ny TOMPO ity mpampianatrao ho lavitry ny tenanao? Dia hoy ny navaliny azy: –Eny, fantatro koa izany fa mangina ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary ireo zanaky ny mpaminany izay tao Jeriko nanatona an'i Elisa ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan'i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin'ny lohanao? Ary izy namaly hoe: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangina ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona an’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tao Jeriko ka niteny taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hanalan’NY TOMPO ny tomponao hiala ho any ambonin’ny lohanao? Ary hoy izy hoe: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangìna ianareo.
malagasy