2 Kings 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy dimampolo lahy, zanaky ny mpaminany, nandeha, dia nijanona tandrify azy teny lavitra teny; fa izy roa lahy kosa nijanona teo amoron’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy dimampolo lahy tamin’ny zanaky ny mpaminany nanaraka azy, ary nipetraka eny lavitra eny tandrify azy, ary izy roa lahy dia nijanona teo amoron’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mpaminany dimampolo nanaraka lavidavitra an’i Elià sy i Elisà izay nijanona teo amoron’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy dimam-polo lahy, zanaky ny mpaminany, nandeha, dia nijanona tandrifiny teny lavitra eny; fa izy roa lahy kosa nitsangana teo amoron'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy dimampolo lahy, zanaky ny mpaminany, nandeha, dia nijanona tandrify azy teny lavitra teny; fa izy roa lahy kosa nijanona teo amoron’i Jordana.
malagasy
Ary nisy dimam-polo lahy, zanaky ny mpaminany, nandeha, dia nijanona tandrifiny teny lavitra eny; fa izy roa lahy kosa nitsangana teo amoron'i Jordana.