2 Kings 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Elia nandray ny akanjobeny ivelany ka namalona azy dia nikapoka ny rano ka nisaraka roa ny rano, dia nita tamin’ny tany maina izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’i Elia ny kapaotiny; nahorony nikapohany ny rano, izay nisaraka roa teo an-daniny avy, ary izy roa lahy nita tamin’ny tany maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Elià ny akanjobeny, dia nahorongorony ary nikapohany ny rano. Dia nisaraka roa ilay rano ka nita tamin’ny tany maina izy mianaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Elia nandray ny kapôtiny ka namalona azy, dia nikapoka ny rano, ary nisaraka roa ny rano, ka dia nita tamin'ny tany maina izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Elia nandray ny akanjobeny ivelany ka namalona azy dia nikapoka ny rano ka nisaraka roa ny rano, dia nita tamin’ny tany maina izy roa lahy.
malagasy
Ary Elia nandray ny kapôtiny ka namalona azy, dia nikapoka ny rano, ary nisaraka roa ny rano, ka dia nita tamin'ny tany maina izy roa lahy.