2 Kings 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa tafita izy roa lahy dia hoy i Elia tamin’i Elisa: Angataho izay hataoko ho anao, dieny tsy mbola nosarahina miala aminao aho. Hoy i Elisa: Miangavy anao aho, aoka ny anjaran-droa amin’ny fanahinao mba ho ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafita izy ireo dia hoy i Elia tamin’i Elisea: «Angataho izay tianao hataoko aminao, alohan’ny hangalana ahy aminao.» Ary hoy ny navalin’i Elisea: «Ny mba hahazo anjara roa amin’ny fanahinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa samy tafita izy, dia hoy i Elià tamin’i Elisà: –Angataho izay tianao hataoko aminao mialoha ny hanesorana ahy ho lavitra anao. Ary hoy i Elisà: –Mba te hahazo anjara roa amin’ny fanahinao re aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa tafita izy roa lahy, dia hoy Elia tamin'i Elisa: Angataho izay hataoko ho anao, dieny tsy mbola misaraka aminao aho. Ary hoy Elisa: Masìna ianao, aoka ny anjaran-droa amin'ny fanahinao mba ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa tafita izy roa lahy dia hoy i Elia tamin’i Elisa: Angataho izay hataoko ho anao, dieny tsy mbola nosarahina miala aminao aho. Hoy i Elisa: Miangavy anao aho, aoka ny anjaran-droa amin’ny fanahinao mba ho ahy!
malagasy