2 Kings 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy mbola tafavoaka ny kianja afovoan’ny tanàna Isaia dia tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mbola lasa nivoaka hatrany amin’ny kianja afovoany akory i Izaia, dia tonga taminy ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola tsy tonga teo amin’ny kianja anatin’ny lapa i Isaià, dia nisy tenin’ny TOMPO taminy nandidy azy
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy mbola tafavoaka ny tanàna afovoany Isaia, dia tonga taminy ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy mbola tafavoaka ny kianja afovoan’ny tanàna Isaia dia tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary raha tsy mbola tafavoaka ny tanàna afovoany Isaia, dia tonga taminy ny tenin'i Jehovah nanao hoe: [Na: kianja]