2 Kings 21:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby folo taona i Manase raha nanomboka nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Hefziba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
12 taona i Manase fony tonga mpanjaka, ary 55 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hafsibà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 12 taona i Manase fony izy tonga mpanjaka; ary naharitra 55 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hefitsibà.
Malagasy Bible 1865
Roa ambin'ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hefziba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby folo taona i Manase raha nanomboka nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Hefziba.
malagasy
[Ny nanjakan'i Manase sy Amona] Roa ambin'ny folo taona Manase, fony izy vao nanjaka, ary dimy amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hefziba.