2 Kings 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nampilaza ny mpaminany mpanompony hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay, dia niteny i Iaveh tamin’ny vavan’ny mpaminany mpanompony nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny TOMPO dia nampiteny an’ireo mpaminany mpanompony hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nampilaza ny mpaminany mpanompony hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nampilaza ny mpaminany mpanompony hoe:
malagasy
Ary Jehovah nampilaza ny mpaminany mpanompony hoe: