2 Kings 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria i Manase, mpanjakan’ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin’ny sampiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Noho i Manase mpanjakan’i Jodà nanao izany fahavetavetana izany, sy noho izy nanao zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amôreana teo alohany, ary noho izy nampanota an’i Jodà tamin’ny sampiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Satria nahavita izao fanompoan-tsampy maharikoriko izao i Manase mpanjakan’i Joda ka nanao ratsy mihoatra noho ny nataon’ny Amôrita teo alohany sady nampanota ny Jodeanina tamin’ny sampiny,
Malagasy Bible 1865
Satria Manase, mpanjakan'ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon'ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin'ny sampiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria i Manase, mpanjakan’ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon’ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin’ny sampiny,
malagasy
Satria Manase, mpanjakan'ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon'ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin'ny sampiny,